Ratoanina

Fandaharana nomanina sy atolotr'i Christian Ratoanina hanolorany ireo hira azo atao mifanaraka amin'ny perikopa arahin'ny FPMA.  Hanolorany ihany koa ny tantaran'ireo hira ao amin'ny fihirana FFPM