Fandaharana handrenesantsika tantara sy trangam-piainana maro isan-karazany mifono hafatra avy amin’ny Tenin’Andriamanitra ho fampaherezana sy fampianarana izay mino. 

Manomana sy manolotra: Pasteur Henintsoa Rasolonjatovo